|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 indray mahamasa-bary |
| Singan-teny | 2indray, 3mahamasaka, 4vary |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6halavam-potoana mitovy amin' ny fotoana ahamasahan' ny vary andrahoina (eo amin' ny antsasak' adiny eo).
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7in about half an hour ; lit.
8as long as one cooking of rice.. [1.2] 9the time it takes to cook rice (something over 30 minutes). [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10le temps qu'il faut pour faire cuire du riz.
[1.8] 11le temps nécessaire à la cuisson du riz. 12Environ une demi-heure.. [2.415] |
| Voambolana | 13 Fotoana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|